Teny iditra miratoetra arazotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny tsy fiovan'ny toetra fizikan'ny zaka na aiza na aiza itodihany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Isotrope [1.13]
Singan-teny mira ; araka ; zotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18