|
|
|
|

Teny iditra 1  mirohotra
Fototeny  2 rohotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 miara-mandeha maro be, mizotra miara-be: Raha vao nahare ny mozika nitatatata ny mpianatra dia nirohotra nivoaka hijery [1.1#712]
Fanazavàna teny frantsay  9 aller ensemble, aller en foule [1.3#543]
Ohatra  10  Indraindray mirohotra manao rodobe, mifanena ny mpandeha eny an-dalana. [2.356#]
11  Ny lehilahy mahery kosa mirohotra mitondra azy avy any ivelan' ny tanàna miantsa koa. [1.353#]
Tsipelina hafa  12 mirohitra
Mpanahaka  13  manao dia be, 14  manao rano vaky, 15  manao rodom-be, 16  manao tsy omby aloha, 17  mibosesika, 18  mifanitsa-kitro, 19  miridana, 20  misesika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22