|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misandratra andro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny fotoana hatramin' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana
Ohatra  4  [2.470] misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka
Voambolana  5  Fotoana
Singan-teny  6  misandratra, andro
Lohateny  7  Misandratra Andro ( )

Teny iditra (2/2)8  Misandratra Andro
Sokajin-teny  9  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Singan-teny  10  misandratra andro
Mpanoratra  11  Raoelina
12  Rajaobelina

Fivaditsoratra  13  andro misandratra, misandratra andro, Misandratra Andro

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13