|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misasa
Fototeny  2 sasa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 manadio tena amin'ny rano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to wash oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 Être lavé, se laver [1.5]
11 se laver, faire sa toilette [1.8]
Ohatra  12  Tsy misy heviny koa mantsy ny hoe misasa madio raha ranom-potaka no ampiasaina. [2.472#173]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  misasà
Fototeny  15 sasa
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misasa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misasa, misasà, 17 Samsaì

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19