|
|
|
|

Teny iditra1  misikim-ponitra
Singan-teny  2  misikina, fonitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] miasa amin-kerimpo mafy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to gird up one's loins in earnest.
6  [1.7] to gird oneself tightly in order to work hard
Ohatra  7  misikimponitra izy na dia tsy tahaka ny fahiny intsony aza ny herim-batana sy herin-tsaina ao aminy. [2.470#]
Tovy hevitra  8  manao sikim-ponitra, misikin-dahy
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny misikim-ponitra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10