|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  mitaha
Fototeny  2 taha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milahatra miaraka amin' ny hafa mba hahitana izay tsara amin' izy ireo: Latsaka ambany itsy trano itsy raha mitaha amin' ity (mitovy amin' ny Miolotra)
9 Mahazo na mandray onitra noho ny fakan' ny lehilahy rafy na vady hafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be compared, to compare oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être comparé avec un autre; se mesurer avec quelqu'un [1.8]
Voambolana  12  Fahasalamana
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mitaha

Teny iditra (2/4) 14  mitaha
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16 [Tanosy] mitady [1.78]

Teny iditra (3/4) 17  mitaha
Fototeny  18 taha
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  20 [Antambahoaka+Bara] mitsabo [1.78]
21 [Antesaka+Sihanaka] mitsabo marary [1.78]
Voambolana  22  Fahasalamana

Teny iditra (4/4) 23  mitahà
Fototeny  24 taha
Sokajin-teny  25  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaha [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  26 mahita, mahità, 27 matahy, mitaha, mitahà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19