|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitady
Fototeny  2 tady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita
9 Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to seek, to look for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 chercher [1.8]
Ohatra  12  Eny, mitady izany izy, mikaroka izany. [2.470#]
13  Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho. [2.4#]
Tovy hevitra  14 mangirika, miharana, mikaroka, mikatsaka, mizaha
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny hoe mitady
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 17  mitady
Fototeny  18 tady
Sokajin-teny  19  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  20 vita tady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 twisted [1.2]

Fivaditsoratra  22 dimaty, 23 madity, mitady

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22