| Teny iditra (1/2) | 1 mitana |
| Fototeny | 2 tana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mangeja na mitondra zavatra eny an-tanana: Nitana ny satrony tamin' ny tanany ankavia izy
9 Mihazona zavatra tsy ho afa-mihetsika: Iza no hitana ity omby ity fa mila hitroatra ilay izy 10 Tsy mamela hivoaka na handeha na handositra: Ny reniny ihany no nitana ny zanany tao an-trano 11 Mandraikitra ao an-tsaina, mahatsiaro lalandava: Aoka ianao hitana tsara izao teny izao 12 Mitahiry: Mitana lolompo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 to lay hold of; to hold; to arrest (of police)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 retenir, saisir
[1.3#664, 1.8] 15 garder, arrêter [1.3#664] 16 arrêter (se dit de la police) [1.8] 17 [Sakalava-Mayotte] tenir, retenir, saisir [1.405] |
| Mpanahaka | 18 mamahatra, 19 mamikitra, 20 mihazona, 21 mitangazona, 22 mitangozana |
| Fikambanana | 23 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe mitana |
| Teny iditra (2/2) | 24 mitanà |
| Fototeny | 25 tana |
| Sokajin-teny | 26 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 27 antima, 28 manaty, 29 matañy, mitanà, mitana, 30 tamany, 31 tamina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|