| Teny iditra | 1 mitetika |
| Fototeny | 2 tetika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mandidy na manapatapa-javatra atao madinika: Mitetika hena
9 Mieritreritra zavatra mialoha ary maka ara-keviny izay mety ho fandehany: Mitetika ny tombom-barotra mety ho azony ny mpivarotra 10 Mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika: Nitetika ny hamono an' Andrianampoinimerina i Mavolahy zanany [1.1] 11 mandidy na manapatapaka madinika [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 couper en petits morceaux
[1.13] |
| Mpanahaka | 13 mikasa, 14 mikendry |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|