Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mitetika | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza misolo voina ny akalana ka Aza misolo voina ny akalana ka Mandidy hena ambony fe ka misolo vaika ny akalana. [2.558 #2067] Misolo voina ny akalana ka mikapa hena ambony fe. [1.1] Misolo voina ny akalana, ka mikapa hena ambony lohalika. [2.415] Misolo voina ny akalana, ka mitetika ambony felatanana. [2.415] Misolo voina ny akalana: mitetika ambony fela-tanana. [2.653 #1837] Misolo voina ny akalana ve no Saro-po amin' akalana, ka | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona manao mosalahy izay tsy manahy kely akory ny zavatra mety hahavoa azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Épargner le billot et découper la viande sur le genou ou sur la paume de la main. [2.415 #3856]
Ne prenez pas la place du hachoir en découpant la viande sur votre cuisse. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui s'exposent au malheur ou subissent un préjudice, en se portant caution pour d' autres ou en cherchant à les protéger. [2.415 #3856] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Saro-po amin’ akalana, ka Misolo voina ny akalana : mitetika ambony fela-tanana. [2.653 #2869] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||