Teny iditra | 1 mitodi-doha |
Singan-teny | 2 mitodika, loha |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 raha tsy manome izy fa fatra-pampolapolaka antsika dia tsy mba manana antsika fa mitodi-doha hiverina any amin'ny anaran'ineny isika sy ny lambantsika [2.131] 5 Matetika, hono, mitodi-doha miantsinanana aty amintsika aty izy, toa takatro mametsovetso hoe: [2.470] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |