| Teny iditra (1/3) | 1 mitsaka |
| Fototeny | 2 tsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mita rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Eto no mitsaka ny olona fa sady marivorivo eto no tsy misy voay hatahorana
[1.1] 9 [Antambahoaka+Bezanozano+Sihanaka] mita rano [1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 10 mitsaka |
| Fototeny | 11 tsaka |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Enti-milaza zava-maranitra milentika, mitrobaka, miaraka amin' ny feo manokana
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 18 mitsakà |
| Fototeny | 19 tsaka |
| Sokajin-teny | 20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsaka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 21 matsika, mitsaka, mitsakà |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/09/04 |
|