| Teny iditra (1/2) | 1 mitsikera |
| Fototeny | 2 tsikera |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manakofoka tsy mamela hifatratra na hifitsaka
9 Manaratsy: Tsy manao afa-tsy mitsikera ny toetran-dRasoa izy 10 Milazalaza izay rehetra mikasika zavatra na olona iray; milazalaza ny hevitra samihafa fonosin' ny lohateny iray: Mitsikera lahatsoratra [1.1] 11 mijery ny lafitsara sy lafiratsy amin'ny zavatra iray [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 analyser; critiquer
[1.13] 13 critiquer [1.5] |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mitsikera |
| Teny iditra (2/2) | 15 mitsikerà |
| Fototeny | 16 tsikera |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsikera [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 18 kemaritsy, 19 marikitse, 20 miretsika, mitsikera, mitsikerà |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|