|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mody mandry
Singan-teny  2 mody, 3 mandry
Sokajin-teny  4  kambanteny
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  8 tafandry lalana, izany hoe mandry eo amin' ny tanàna iray fa mbola ho any amin' ny tanàna hafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to go to a place for the purpose of doing some business and to sleep there or somewhere near the day before [1.2#454]
Fanazavàna teny frantsay  10 coucher une nuit en voyage [1.3#456]

Teny iditra (2/2) 11  mody mandry
Singan-teny  12 mody, 13 mandry
Sokajin-teny  14  kambanteny
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  18 enti-milaza ny olona maty [1.1#750]
Fanazavàna teny anglisy  19 to die [1.2#454, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 mourir [1.3#456, 1.8, 1.5#217]
Ohatra  21  Ny mody mandry sy ny mitampody : ny mody mandry misimisy kokoa [2.558]
22  Mbola tsy tapitra tafavoaka izy rehetra dia lasa nody mandry ilay lahi-antitra [2.587]
23  Ahoana moa hoy Andrianampoinimerina, fony izy hody mandry ka nanao fara jery an' ilay silaky ny ainy [2.296#29]
Tsipelina hafa  24 modimandry

Fivaditsoratra  25 modimandry, mody mandry

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22