Teny iditra (1/3) | 1 mpanana |
Fototeny | 2 anana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] celui qui possède riche |
Ohatra |
5 Zanak'olo-mpanana, hono, Rahanta sy Rambolatiana. [2.817#] 6 Na ny mahantra na ny mpanana samy efa nobaboiny avokoa. [2.895#176] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mpanana io |
Teny iditra (2/3) | 10 mpanàna |
Fototeny | 11 hana |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] celui qui prend à intérêt |
Teny iditra (3/3) | 15 mpanana |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.60#161] chef, patron |
Fivaditsoratra | 18 mpanàna, mpanana, nampana, nanampa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |