|
|
|
|

Teny iditra 1  mpanan-karena
Singan-teny  2 mpanana, 3 harena
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
Fanazavàna teny frantsay  6 un richard [1.5]
Ohatra  7  raha indraindray eny ho eny misy mahantra mba mitady hamely mpanankarena, matetika tsy mahavoa. [2.472#119]
8  Ny mpanankarena tamin' ny mpanakalo vola dia nandra. [1.38#33]
9  Tsy maty ao an-tsainy tokoa ilay mpanankarena nisaoram-bady avy ery an-dafy andrefana. [2.470#78]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21