| Teny iditra | 1 nenina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Alahelo noho ny ratsy natao, na ny tsara tsy natao, ka nahatonga fahavoazana ho an' ny tena: Neniko ny tsy namaliako ny taratasiny
10 Fibebahana amin' ny hadisoana natao 11 Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaka ny ondry, fa avy manaraka tahaka ny alika (mazava ho azy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 regret, bitter reflection, grief, repentance, remorse. Comp. bebaka.
[1.2] 13 regret [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 regret, remords
[1.8] |
| Ohatra |
15 na tany aho na tsy tany tsy ho kely be nenina moa hianao? [2.131] 16 Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [2.583#4] |
| Voambolana | 17 Ontam-po |
| Mpanahaka | 18 enjehin' ny fieritreretana, 19 fay, 20 manaiki-molotra, 21 mandray ny kiho, 22 manongo tena, 23 mibarara, 24 mijery soratr' omby an-tanàna, 25 mitohy fangoka, 26 Mitohy sakay, 27 mitomany tena, 28 mitsapa farahatoka, 29 nahita faisana |
| Fikambanana | 30 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how nenina |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|