|
|
|
|

Teny iditra1  ntaololahy
Singan-teny  2  ntaolo, lahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a venerable old man.
Ohatra  5  Aiza ianareo ry ntaololahy no tsy nitantara? [2.296]
6  An-kolaka nahasoa azy iny ary tahaka ny nandindondindona ity ntaololahy ny tsy maintsy hiverenany amin' ny maha mpananotena azy indray. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07