Teny iditra | ny ahy | ||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-misolo anaran-javatra ananana raha ny tena no tompony: Lafo kokoa ny satrokao noho ny ahy. [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Le mien, les miens [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny fotony | ny, ahy | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/17 |
![]() |