|
|
|
|

Teny iditra1  ny mamerina indroa manana ny antitra
Singan-teny  2  mamerina, indroa, manana, antitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  fitenenana enti-milaza fa ny fiverimberenan-javatra dia mety hahasoa (nalaina avy amin' ny fomba fandokoana lambamena izay handroina ao anaty rano-nato ka raha tiana ho antitra tsara ny lokony dia averina indroa indray izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14