Teny iditra |
olom-banona
|
Singan-teny | olona ; vanona |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Olona tsara fototra, ambony toetra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A familiar friend, and open-ended person; a liberal master [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sur qui on peut compter; honnête, franc, loyal [1.3]
|
Fanazavàna teny anglisy | Good and successful people; establishment types [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Gens honnêtes, corrects [1.8]
|
Ohatra | ary ny fahazoana ny fitondrantena tsara ao amin' ny Sekoly no haha-olombanona anareo.
[2.649]
|
|