|
|
|
|

Teny iditra1  ombi-kena
Singan-teny  2  ombika, hena
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Toe-karena: hanina
Fanazavàna teny malagasy  5  potipoti-kena azo rehefa mandidy sombintsombiny amin' ny omby vonoina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  little bits of beef [1.2]

Fivaditsoratra  7  mañiboke, miboñake, ombi-kena

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26