Teny iditra | 1 omby volon-takatra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] omby mainty volon-takatra izay novonoina natao sorona ala fady raha nisy takatra nifanena andalana tamin' ny mpanjaka |
Singan-teny | 4 omby, volo, takatra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |