Teny iditra oran-kafitoana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Orana maharitra mandritra ny hafitoana, izay fahita indrindra eo amin' ny volana Fevrie na Marsa [1.1]
Tovy hevitra laifito ~ oran-kerinandro
Teny fotony orana, hafitoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17