|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  aotra
Fototeny  2 otra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina manotra: tsy manantanana aotra anao aho fa marary ny tanako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 scratching. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 (la main) avec laquelle on frictionne [1.3]

Teny iditra (2/3) 11  aotra
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 Zero, tarehimarika 0, milaza "tsy misy"nefa raha apetraka eo ankavanan'ny tarehimarika iray hafa, dia mampitombo avo folo heny an'io tarehimarika io:5, 50 = 5 X 10 [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 zéro (Anglais nought ou ought) [1.3]
15 zéro [1.5, 1.13]
Isam-pirenena  16 0 [3.1]
Voambolana  17  Matematika: rafitrisa
Tovy hevitra  18 zero
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe aotra
Tsanganana sy sary iray takila  20  Ny isa
21  Fifanampiana
22  Fampitomboana
Lahatsoratra  23 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Teny iditra (3/3) 24  aotra
Sokajin-teny  25  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  aotra, 27 arato, 28 oatra, 29 taroa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22