Teny iditra (1/2) | 1 raingy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 reeling, staggering. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 contrainte. [1.3#502] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 9 raingiraingy |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 raingy |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 hazo ahodinkodina haingana eo amin' ny lempona kely amin' ny hazo hafa iray mba hiteraka afo 14 fanerena, famoritana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
15 small pieces of wood used to produce fire by friction. Rengy is used in the provinces. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 Bois qu'on fait tourner rapidement dans un trou pratiqué dans une autre pièce de bois, pour avoir du feu ; l’action elle-même ; [1.3#502] 17 Appareil pour allumer du feu ; bois qu'on faisait tourner rapidement dans le trou pratiqué dans une autre pièce de bois pour élever la température par frottement. raingy est le nom de la pièce mâle. fandraingy désigne la pièce femelle ; et au sens figuré, la personne qu'on contraint à faire quelque chose contre son gré. Voir fositra, fositrafo. [Tsimihety] [1.196] 18 [Sakalava] |
Voambolana |
19 Haizavamaniry |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |