| Teny iditra (1/4) | 1 ranga |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Mitsangana, toy ny sofin'ampondra.
4Taitra, hendratra: Ranga ny sofindRakoto nahare fa nisy nahazo ilay vola roa hetsy tamin'ny loteria. 5(tendrombohitra, hazo) Avo, tazandavitra. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Ascension, notion de déplacer, monter —> akatse, ambony, anike, ongake, onja, rada, sanjake, sonjotse.
[Vezo]
[1.68] |
| Ohatra |
7 ranga daholo ny vatan-dehilahy rehetra.
[2.895#]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 28Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 29 ranga |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
31Karazam-bahy fanao fanafody ho an'ny olona tera-bao..
[Sakalava]
[1.1] |
| Voambolana | 32 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Teny iditra (3/4) | 33 ranga |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
35a hard-wooded tree.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36(probablement de ranga, adjectif : dressé, comme les cornes de certains boeufs). Nom de divers arbustes à bois dur ; surtout :
|
| Voambolana | 37 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 38 ranga |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
40Ditin-kazo fotsifotsy eny amin' ny rantsankazo.
[Sakalava]
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
41(peut être mis pour rango : long et maigre). Nom de diverses plantes aphylles ; surtout : Cynanchum aphyllum (Thunb.) Schltr. (Apocynaceae), d'après Debray. Nom relevé aussi pour Cynanchum ampanihense Jum. & H.Perrier (= C. humbertii Choux) et Cynanchum antandroy Desc. (fichier Boiteau). Ces lianes aphylles secrètent un revêtement abondant : mélange d'acides triterpéniques et d'acides aliphatiques à longue chaîne, non encore étudiés. Ces substances sont inflammables et permettent aux écorces de brûler même à l'état frais. On en fait des sortes de torches..
[Mahafaly, Masikoro, Sakalava Atsimo]
[1.196] |
| Voambolana | 42 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 43 ngara, 44 ranga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|