|
|
|
|

Teny iditra1  rankizy
Singan-teny  2  ry, ankizy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Teny iantsoana ny ankizy amin-kalemem-panahy na am-pitiavana mihitsy aza: Araho tsara, rankizy, ny anatry ny ray aman-dreninareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  vocative case of ankizy. [1.2]
6  vocative, (ankizy); oh, you children ! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  vocatif (ankizy), oh, mes enfants ! [1.8]
Ohatra  8  izao ve ianareo no maka kitay, rankizy? [2.470]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny rankizy io

Fivaditsoratra  10  kiranzy, rankizy

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08