Teny iditra | raraka | ||||||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana rano na voan-javatra mianjera ka miparitaka, na fofona vaky ka miely, very: Raraka daholo ilay menaka vao novidina / Raraka tao amin' ny tany ny fotsimbary Tsy afa-panadinana: Raraka indray Rabe tamin' ny fanadinana farany tao. [1.1] | ||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Spilled, scattered [1.7] | ||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Répandu, comme de l'eau, des grains, des parfums; qui s'est détaché, comme des feuilles d'un arbre Figuré: arrêté par la lassitude; ruiné [1.3] | ||||||||||||||||||||||||
éparpillé [1.8] | |||||||||||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny raraka io | ||||||||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/20 |
![]() |