Teny iditra | 1 resaky ny olona |
Singan-teny | 2 resaka, olona |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Tsy azoko mihitsy tamin' ny voalohany ny resaky ny olona fa teny anglisy avokoa no nifanaovany, ka mbola tsy zatra izany ny sofiko. [2.471] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27 |