Teny iditra | 1 ririnin-dasa tsy tsaroana |
Singan-teny | 2 ririnina, lasa, tsy, tsaroana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mahatsiaro hatsiaka ny olona rehefa ririnina, ary izay tsaroana amin' ny fotoana iray no toa mamirifiry indrindra hatramin' izay [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27 |