|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maharitra (ritra)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3  qui peut tarir, dessécher, évaporer, exterminer [1.3]

Teny iditra (2/2)4  maharitra (aritra)
Sokajin-teny  5  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6  Mateza: Maharitra itony fiarakodia itony raha voakarakara tsara
7  Mikiry, mikikitra: Maharitra amin' ny fikarohana ny olo-mahay
8  Mijanona ela any amin' ny aleha: Nahoana no naharitra tany an-tsena Ise? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  to endure, to persevere [1.2, 1.7]
10  to be capable of enduring [1.2]
11  to bear, to carry on; to last [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  endurer, durer [1.3, 1.8]
13  persévérer, être constant, rester [1.3]
14  supporter [1.8]
15  permanent, durable [1.13]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  20  mandavantaona
Mpanahaka  21  Miaritra, mihafy, mahatanty, mahari-po, mahari-pery, mandefitra, miangidy, manaraka ny onjany, tsy fola-mandefitra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  26  maharitra, mahiratra, miharatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/02