|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  miroaka
Fototeny  2  roaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to drive cattle
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] pousser du bétail devant soi
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/3)9  miroaka
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Tanosy] mitrona
Voambolana  12  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (3/3)13  miroaka
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.78] [Sihanaka] mirongatra, tsara faniry

Fivaditsoratra  16  akoraim, akoriam, amariko, amirako, amokary, marikao, miraoka, miroaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02