Teny iditra (1/2) | 1 rosia |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Taratasy fanamarinana ny nandraisana vola tamin' olona; tapakila |
Voambolana |
4 Toe-karena: varotra |
Teny iditra (2/2) | 5 Rosia |
Sokajin-teny | 6 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [3.1] Russia |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [3.1] Russie |
Voambolana |
9 Haitoetany: firenena, foko |
Mpanahaka | 10 rosianina |
Fivaditsoratra | 11 arosy, asori, raiso, Rosia, rosia, sario, saroy, sirao, siroà, soria |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |