|
|
|
|

Teny iditra1  rovi-damba ririnina: mosarem-pahavaratra
Singan-teny  2  rovi-damba ririnina, mosarem-pahavaratra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza ny olona ao anatin' ny tena fahoriana na niharan' ny fahavoazana lehibe [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20