|
|
|
|

Teny iditra1  saboboka (boboka)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Mivonto be, mibibaka sahala amin' ny zavatra vonto rano, bobo-drano; enti-milaza koa ny zavatra nosesehana rivotra na rano ka niavovona sy tonga lehibe [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  5  mizihitra, mivozihitra
Mpanahaka  6  Mizihitra, mivozihitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17