|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sabotsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  (na Asabotsy, izay marimarina kokoa) Andro fahenina amin'ny herinandro, manaraka ny zomà ary mialoha ny alahady; andro fahatelo kosa izy teo amin'ny ntaolo malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Same as asabotsy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  Samedi [1.5]
6  Samedi [ar.: as-sabt, samedi] [Tanala] [1.6]
Ohatra  7  Izao no maty tamin' ny andro sabotsy. [2.48]
8  Tonga nanao asa maimaim-poana izy, isaky ny sabotsy sy alahady. [1.369#]
Voambolana  9  Fotoana
Tsipelina hafa  10  asabotsy
Anaran-toerana 
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  22  Fizaran' andro

Teny iditra (2/2)23  Sabotsy
Singan-teny  24  sabotsy
Sokajin-teny  25  anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana]
Voambolana  26  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  27  Sabotsy, sabotsy

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30