Teny iditra | sakaizam-bilany vy | |
Singan-teny | sakaiza ; vilany ; vy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ireo ankizy tokony handeha hilalao, nefa tsy miala eo amorom-patana, miandry ny fahamasahan' ny sakafo noho ny hatendana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A glutton [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Glouton [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |