|
|
|
|

Teny iditra1  Sakalava
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Voambolana  3  Tantara: firenena
Fanazavàna teny malagasy  4  Anaram-poko lehibe monina amin' ny tany anelanelan' Ampasimena, avaratra, hatrany Toliary, atsimo, ary ny atsinanana, voafaritry ny tandavan-tendrombohitra mamaritra ny tanin' ny Marina. Azo zaraina ho faritra efatra lehibe ny Sakalava, izay ireto avy raha asesy avy avaratra: i Boina (renivohitra Mahajanga), Ambongo (renivohitra Besalampy), i Menabe (renivohitra Morondava), ary i Fiherenana (renivohitra Toliary) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  peuple habitant la côte ouest, nord-ouest et nord de Madagascar (villes principales: Morondava, Majunga, Nosy Be)
6  Sakalavan' i Menabe: les habitants de l'ancien royaume du Menabe
7  Sakalava avaratra: les Sakalava du Nord
8  Sakalavan' i Boina: les habitants de l'ancien royaume du Boina
9  Sakalava masikoro: les éleveurs et agriculteurs de l'intérieur
10  Sakalava vezo: les pêcheurs qui vivent sur le littoral [1.5]
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny Sakalava io
Tsanganana sy sary iray takila  18  Tenim-pirenenana

Teny iditra19  sakalava
Voambolana  20  Haizavamaniry: espèce ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
21  Acacia sakalava  roimena, roipitaka, roipitiky
22  Aphananthe sakalava  hidina
Anaram-biby ara-paritra 
23  Ploceus sakalava  fodimavo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31