Teny iditra sakambositra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Teny ilazana ny omby rehefa miofo fanindroany ny tandrony [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra andranary
Singan-teny saka ; vositra

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25