Teny iditra (1/3) | 1 salohy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tendrony ambony amin' ny zavamaniry sasantsasany toy ny vary, izay iraiketan' ny voa mirindrarindra amin' ny taho: Mahafinaritra amin' ny fetin' ny santabary ny mahita ankizy kely milanja salohim-bary lehibe aoka izany. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a head of rice; a cluster of grapes [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 épi, grappe [1.3] 7 épis de riz; grappe de raisins [1.8] 8 (toute l'île). Nom des inflorescences ramifiées : grappes, panicules, corymbes. On donne aussi le même nom aux infrutescences qui en dérivent. Exemples : salohim-bary : panicule du riz ; salohim-boaloboka : (de voaloboka) : grappe de raisin. [1.196] |
Ohatra |
9 Ao ny siokan’ny salohy navesa-boa [2.576] 10 salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga [2.472] |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny salohy io |
Teny iditra (2/3) | 14 salohy |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 Lefona [Betsimisaraka]
[1.1] |
Teny iditra (3/3) | 17 Salohy |
Singan-teny | 18 salohy |
Sokajin-teny | 19 anarana (lohatenin' boky) |
Mpanoratra |
20 Ratsifandrihamanana Clarisse |
Mpanonta printy |
21 |
Fivaditsoratra | 22 Salohy, salohy, Salohy, salohy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29 |