|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : salohy

Ohabolana 1Salohy bodredra : ataotao any. [1.147 #S12]

Ohabolana 2Salohy natora-bato : dora laha miherina. [1.147 #S11]
Salohy natora-bato: tonga añy laha-miheriña. [2.165]
Salohy natoraka amim-bato: tonga any vao miverina. [2.165]

Ohabolana 3Salohin-dRamatahoboina : hitao anambo atahorana hahafaty olona; hatao an-joro ahina hahavoa olona. [1.147 #S14]

Ohabolana 4Salohin-dRavalovetra : tsoahina maharary, aroso maharary. [1.147 #S13]

Fizahan-teny