Teny iditra | saobakaka ambody riana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitenenana ilazana ny olona tsy milamintsaina fa voakorontana sy mitebiteby lava toy ny saobakaka voakotaban' ny fivarinan' ny rano mianjera ao amin' ny riana eo akaikiny [1.1] | |
Teny fotony | saobakaka, ambody, riana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |
![]() |