Teny iditra saobakaka ambody riana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fitenenana ilazana ny olona tsy milamintsaina fa voakorontana sy mitebiteby lava toy ny saobakaka voakotaban' ny fivarinan' ny rano mianjera ao amin' ny riana eo akaikiny [1.1]
Teny fotony saobakaka, ambody, riana

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16