Teny iditra |
manasa
(sasa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manala loto amin'ny rano:
lasa nanasa lamba erỳ amorona i zoky.
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To wash [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Laver [1.8, 1.5]
|
| Faire le linge [1.8]
|
Fanazavàna teny italianina | Lavare: Manasa lamba ny reniko (Mia madre lava la biancheria) Affilare: Hanasa ny antsiko aho (Io affilero il mio coltello) Sviluppare: Manasa sary ny mpakatsary (Il fotografo sviluppa le fotographie) [1.18]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manasa |
Ny lasa : |
nanasa |
Ny hoavy : |
hanasa |
Filaza mandidy : |
manasà |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
manasà
(sasa)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasa
|
Fanazavàna teny anglisy | Wash [1.26]
|
|
Teny iditra |
manasa
(asa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandranitra, mandrangitra, mampifilofilo: Ndeha manasa ity antsy ity ianao, ry Koto, fa dombo velona izy izany [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Aiguiser, affiler, râper [1.3]
|
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
manasà
(asa)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasa
|
|
Teny iditra |
manasa
(asa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miantso hanatrika lanonana na hisakafo, miangavy ho tonga maneho fihavanana na fifanajana: Nanasa antsika ry zareo ato avaratra amin' ny mariazin-janany [1.1]
|
|
Teny iditra |
mañasa
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Manohana; manafina [1.78]
|
|
Teny iditra |
mañasa
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Miantso [1.78]
|
|
Teny iditra |
manasa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano, Taisaka, Tambahoaka, Tanala, Tanosy]
Mananasy [1.78]
|
| [Bara]
(mañasa) mananasy [1.78]
|
Voambolana |
|