Teny iditra | 1 satry |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Tiana, sitraka: Satriko ny handeha, saingy mita hanavy aho. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 intended; wished; to intend, to prefer [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 voulu, désiré, visé, choisi, préféré: Satriko ny mandeha, fa misy ranonorana (Je voudrais bien partir, mais il y a de la pluie) [1.3] 11 voulu, qu'on a l'intention de faire; préféré [1.8] |
Ohatra |
12 Moa va tsy fanala latsaka maraina iny hariva iny ka satry ihany hilatsaka am-patana rehefa vita ny lahasa an-tsaha. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 17 ratsy, satry |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |