|
|
|
|

Teny iditra1  solaitra
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fianarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazam-bato voavoatra hanoratana na hatao tafontrano: Mbola manoratra amin' ny solaitra Ibalita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a slate for writing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  ardoise d'écolier [1.8]
7  ardoise [1.13]
Ohatra  8  Hazo fisaka nolokoina mainty no solaitra. [2.117#]
9  Fa ny solaitra no tanimbariny, ary ny pensily no angadiny. [1.437#]
Kamban-teny 
Renianarana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08