|
|
|
|

Teny iditra 1  sokay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-bato malemy mora misa atsaraka, fotsifotsy, anaovana feta hatao fandalorana na handitiana ny vato arafitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 lime [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 chaux [1.8]
Ohatra  6  Toa rindrina voalalotra sokay no mamefy azy avy eny andrefana. [2.499#]
7  Aty atsinanan' Andrantsay ny itoerany ny solifara sy ny sokay ao Antsirabe. [2.48]
Voambolana  8  Simia
Renianarana 
Anarana iray reny 
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe sokay

Fivaditsoratra  19 akiso, 20 isoka, 21 kaosy, 22 kiosa, 23 kisoa, 24 osika, 25 saoky, 26 sioka, 27 soaky, sokay, 28 sokia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20