Teny iditra | 1 karangana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-bato mafy nefa malia ary marirandrirana ny zorony: Vato karanana [1.1] |
Ohatra |
4 Tsaroany tsara ilay renibeny hany sisa nitaiza azy ka mpampilalao azy vato karangana sy valala ambolo eny antokotany. [2.470#] |
Tovy hevitra | 5 karanana |
Renianarana |
|
Fivaditsoratra | 6 karananga, karangana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24 |