|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  solila
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Misompirana, misobilatra: Fandraka solila [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  qui est à angle obtus, qui est chanfreiné, en talus, en biais, en biseau: Fandraka solila (Ciseau qui est en biseau) [1.3#623]

Teny iditra (2/5)10  solila
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  Ilay fisompiranan' ny rindrina somary mivoaka eo akaikin' ny varavarambe na ny varavarankely; fanatsahana na fanasolarana ny riranjavatra hanjary hisompirana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  retrait du mur à angle obtus près des portes et des fenêtres, chanfrein, talus, biais [1.3#623]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/5)15  solila
Sokajin-teny  16  anarana
Voambolana  17  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  18  Karazan-dinta lehibe [1.1]

Teny iditra (4/5)19  solila
Sokajin-teny  20  anarana
Voambolana  21  Haizavamaniry: fifinto
Fanazavàna teny malagasy  22  Karazan' ahitra mani-pofona misy voniny mavokely na fotsy, maniry eny an-tany mando, nomen' ny ntaolo taloha ny vehivavy bevohoka mba hisorohana ny zava-tsarotra rehetra; izany no nahatonga ilay fitenenana hoe "Izaho tsy miteraka no hisotro solila?" (izaho tsy maninon-tsy maninona ve no handeha hisahirana?) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23  mint [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24  menthe: ses feuilles cuites avec du riz sont données aux femmes qui sont près d'accoucher pour prévenir tout accident fâcheux [1.3#623]
25  menthe [1.8, 1.66]
26  (probablement de soa : bon, beau ; et dilatra ou lilatra : action d'effleurer, de toucher à peine ; allusion à l'odeur agréable qui se dégage dès qu'on froisse un peu les feuilles). Suivant les dialectes
27  Mentha pulegium L. (Lamiaceae). Nom malgache signalé par Malzac [Merina]
28  La menthe poivrée,
Mentha piperita Hudson, introduite d'Amérique et cultivée dans quelques stations d'essai a aussi été appelée par extension solila
29  Ajuga robusta Baker (Lamiaceae). Réf. Boiteau, Herbier Jardin Botanique Tananarive 2745. C'est probablement ce nom qui a ensuite été donné en Imerina à la menthe [Betsimisaraka] [1.196]
[Sihanaka]
Ohatra  30  Fomban' ny Vazaha kosa ny fanaovana dite ny solila. [2.270]
31  Loza ho anareo, ry mpanora-dalàna sy Farisiana mpihatsaravelatsihy, fa ny ampahafolon' ny solila sy ny aneta ary ny komina aloanareo; [2.996]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)33  solila
Sokajin-teny  34  anarana
Voambolana  35  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  36  (probablement du nom des grandes sangsues d'eau ; on les trouve souvent collées sur les feuilles inférieures de ces plantes). Nom donné aux Mesanthemum (Ericaulaceae), plantes des tourbières et lieux marécageux. Surtout Mesanthemum rutenbergianum Körn. ou Mesanthemum platyphyllum Baker (Eriocaulaceae). Reconnaissables à leurs inflorescences en tête, d'un blanc brillant. [Betsileo, Merina] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/02